Psalms 135:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny tanin’ireo dia nomeny ho lova; eny, ho lovan’ny Israely olony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka natolony ho lova ny tanin’ireo, dia ho lovan’i Israely vahoakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tanin’ireny nomeny ho lova, ho lovan’i Israely vahoakany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny taniny nomeny ho lova, Eny, ho lovan'ny Isiraely olony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny tanin’ireo dia nomeny ho lova; eny, ho lovan’ny Israely olony.
malagasy
Ary ny taniny nomeny ho lova, Eny, ho lovan'ny Isiraely olony.