Psalms 135:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, mandrakizay ny anaranao; TOMPO ô, hihatra amin’ny taranaka fara aman-dimby ny fahatsiarovana Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh ô, maharitra mandrakizay ny Anaranao: Iaveh ô, maharitra amin’ny taona rehetra mifandimby ny fahatsiarovana Anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, maharitra mandrakizay ny lazanao; amin’ny taona rehetra ny fahatsiarovana Anao,
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, mandrakizay ny anaranao; Jehovah ô, hihatra amin'ny taranaka fara mandimby ny fahatsiarovana Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, mandrakizay ny anaranao; TOMPO ô, hihatra amin’ny taranaka fara aman-dimby ny fahatsiarovana Anao.
malagasy
Jehovah ô, mandrakizay ny anaranao; Jehovah ô, hihatra amin'ny taranaka fara mandimby ny fahatsiarovana Anao.