Psalms 135:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hanome rariny ny olony Izy ary hanenina ny amin’ny mpanompony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa manome rariny ny vahoakany i Iaveh, ary miantra ny mpanompony Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria omenao rariny ny vahoakanao ary iantranao indray ny mpanomponao.
Malagasy Bible 1865
Fa hanome rariny ny olony Izy Ary hanenina ny amin'ny mpanompony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hanome rariny ny olony Izy ary hanenina ny amin’ny mpanompony.
malagasy
Fa hanome rariny ny olony Izy Ary hanenina ny amin'ny mpanompony.