Psalms 135:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sampin’ny Jentilisa dia volafotsy sy volamena, izay asa nataon’ny tanan’olombelona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sampin’ny firenena dia volafotsy amam-bolamena, asan-tanan’olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sampin’ny hafa firenena dia volafotsy amam-bolamena; zavatra notefen’olombelona ireny.
Malagasy Bible 1865
Ny sampin'ny jentilisa dia volafotsy sy volamena, Asan'ny tànan'olona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sampin’ny Jentilisa dia volafotsy sy volamena, izay asa nataon’ny tanan’olombelona.
malagasy
Ny sampin'ny jentilisa dia volafotsy sy volamena, Asan'ny tànan'olona;