Psalms 135:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manam-bava izy nefa tsy miteny; mana-maso izy nefa tsy mahita;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manam-bava fa tsy miteny izy; mana-maso fa tsy mahita;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manam-bava fa tsy miteny; mana-maso fa tsy mahita;
Malagasy Bible 1865
Manam-bava izy, fa tsy miteny; Mana-maso izy, fa tsy mahita;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manam-bava izy nefa tsy miteny; mana-maso izy nefa tsy mahita;
malagasy
Manam-bava izy, fa tsy miteny; Mana-maso izy, fa tsy mahita;