Psalms 135:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
manan-tsofina izy nefa tsy mandre ary tsy misy fofonaina ao am-bavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
manan-tsofina fa tsy mahare izy, tsy misy fofon’aina akory aza ny vavany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
manan-tsofina fa tsy mandre; tsy misy fofonaina akory ao am-bavany.
Malagasy Bible 1865
Manan-tsofina izy, fa tsy mandre; Ary tsy misy fofonaina ao am-bavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
manan-tsofina izy nefa tsy mandre ary tsy misy fofonaina ao am-bavany.
malagasy
Manan-tsofina izy, fa tsy mandre; Ary tsy misy fofonaina ao am-bavany.