Psalms 135:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misaora NY TOMPO, ry taranak’Israely; misaora NY TOMPO, ry taranak’i Arona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misaora an’i Iaveh, ry taranak’i Israely! Misaora an’i Iaveh, ry taranak’i Aarôna!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry fokon’i Israely ô, misaora ny TOMPO; ry taranak’i Aharôna ô, misaora ny TOMPO;
Malagasy Bible 1865
Misaora an'i Jehovah, ry taranak'Isiraely; Misaora an'i Jehovah, ry taranak'i Arona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misaora NY TOMPO, ry taranak’Israely; misaora NY TOMPO, ry taranak’i Arona;
malagasy
Misaora an'i Jehovah, ry taranak'Isiraely; Misaora an'i Jehovah, ry taranak'i Arona;