Psalms 135:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ianareo izay maharitra ao amin’ny tranon’NY TOMPO, ao anatin’ny kianjan’ny tranon’Andriamanitsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ianareo manao fanompoana ao an-tranon’i Iaveh, eo an-kianjan’ny tranon’ny Andriamanitsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay mitoetra ao an- tranony, ao an-kianjan’ny tranon’Andriamanitsika.
Malagasy Bible 1865
Hianareo izay mpitoetra ao an-tranon'i Jehovah, Eo anatin'ny kianjan'ny tranon'Andriamanitsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ianareo izay maharitra ao amin’ny tranon’NY TOMPO, ao anatin’ny kianjan’ny tranon’Andriamanitsika.
malagasy
Hianareo izay mpitoetra ao an-tranon'i Jehovah, Eo anatin'ny kianjan'ny tranon'Andriamanitsika.