Psalms 135:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
misaora NY TOMPO, ry taranak’i Levy; ianareo izay matahotra NY TOMPO, misaora NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misaora an’i Iaveh, ry taranak’i Levì! Misaora an’i Iaveh, ianareo matahotra an’i Iaveh!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ry tariky ny levita ô, misaora ny TOMPO; ry mpanaja ny TOMPO ô, misaora ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Misaora an'i Jehovah, ry taranak'i Levy; Hianareo izay matahotra an'i Jehovah, misaora an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
misaora NY TOMPO, ry taranak’i Levy; ianareo izay matahotra NY TOMPO, misaora NY TOMPO.
malagasy
Misaora an'i Jehovah, ry taranak'i Levy; Hianareo izay matahotra an'i Jehovah, misaora an'i Jehovah.Isaorana avy any Ziona anie Jehovah, Izay mitoetra any Jerosalema. Haleloia.