Psalms 135:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miderà NY TOMPO fa tsara Izy; mankalazà ny anarany fa mahafinaritra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miderà an’i Iaveh fa tsara i Iaveh, mihirà ny Anarany amin’ny harpa, fa mamy tanteraka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miderà ny TOMPO ianareo fa tsara Izy; mankalazà ny anarany fa mamy izany,
Malagasy Bible 1865
Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy; Mankalazà ny anarany, fa mahafinaritra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miderà NY TOMPO fa tsara Izy; mankalazà ny anarany fa mahafinaritra izany.
malagasy
Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy; Mankalazà ny anarany, fa mahafinaritra izany.