Psalms 135:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nofidin’NY TOMPO ho Azy i Jakoba ary ho rakitra soa ho Azy Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Iaveh efa nifidy an’i Jakôba ho Azy, sy an’i Israely ho lovany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria i Jakôba nofidîn’ny TOMPO ho Azy ary i Israely natokany ho fananany.
Malagasy Bible 1865
Fa Jakoba nofidin'i Jehovah ho Azy, Ary Isiraely ho rakitra soa ho Azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nofidin’NY TOMPO ho Azy i Jakoba ary ho rakitra soa ho Azy Israely.
malagasy
Fa Jakoba nofidin'i Jehovah ho Azy, Ary Isiraely ho rakitra soa ho Azy,