Psalms 135:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fantatro fa lehibe NY TOMPO ary ambonin’ny andriamanitra rehetra ny Tompontsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, fantatro, lehibe i Iaveh, ambony noho ny andriamanitra rehetra ny Tompontsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, fantatro fa lehibe ny TOMPO; ary ekeko fa izany Tompontsika izany dia ambonin’ny andriamanitra rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa fantatro fa lehibe Jehovah, Ary ambonin'ny andriamanitra rehetra ny Tompontsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fantatro fa lehibe NY TOMPO ary ambonin’ny andriamanitra rehetra ny Tompontsika.
malagasy
Fa fantatro fa lehibe Jehovah, Ary ambonin'ny andriamanitra rehetra ny Tompontsika.