Psalms 135:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao izay sitrapony rehetra NY TOMPO, na any amin’ny lanitra, na etỳ ambonin’ny tany, na any amin’ny ranomasina sy ny rano lalina rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manao izay tiany rehetra i Iaveh, eny an-danitra sy etỳ ambonin’ny tany, any an-dranomasina sy any amin’ny hantsana rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay sitraky ny TOMPO, ataony avokoa na any an-danitra na etỳ an-tany, na any an-dranomasina sy any an-drano lalimbe.
Malagasy Bible 1865
Manao izay sitrapony rehetra Jehovah, Na any amin'ny lanitra, na etỳ ambonin'ny tany, Na any amin'ny ranomasina sy ny rano lalina rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao izay sitrapony rehetra NY TOMPO, na any amin’ny lanitra, na etỳ ambonin’ny tany, na any amin’ny ranomasina sy ny rano lalina rehetra.
malagasy
Manao izay sitrapony rehetra Jehovah, Na any amin'ny lanitra, na etỳ ambonin'ny tany, Na any amin'ny ranomasina sy ny rano lalina rehetra.