Psalms 135:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampiakatra zavona avy amin’ny faran’ny tany Izy; manao tselatra arahin-dranonorana Izy; mamoaka ny rivotra avy ao amin’ny trano fitahirizany azy Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mampiakatra ny zavona avy amin’ny faran’ny tany izy; mandefa ny tselatra aman-dranon’orana, mamoaka ny rivotra avy amin’ny firaketany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampiakatra rahona avy any am-paran’ny tany Izy, ka nanao helatra narahin-dranonorana ary namoaka ny rivotra avy tamin’ny fitahirizany azy.
Malagasy Bible 1865
Mampiakatra zavona avy amin'ny faran'ny tany Izy; Manao helatra arahin-dranonorana Izy; Mamoaka ny rivotra avy ao an-trano fitehirizany Izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampiakatra zavona avy amin’ny faran’ny tany Izy; manao tselatra arahin-dranonorana Izy; mamoaka ny rivotra avy ao amin’ny trano fitahirizany azy Izy.
malagasy
Mampiakatra zavona avy amin'ny faran'ny tany Izy; Manao helatra arahin-dranonorana Izy; Mamoaka ny rivotra avy ao an-trano fitehirizany Izy,