Psalms 135:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no namely ny voalohan-terak’i Ejipta, na olona na biby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namono ny voalohan-terak’i Ejipta Izy fahiny, hatramin’ny olona ka hatramin’ny biby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namely ny lahimatoan’ny Ejiptianina Izy, hatramin’ny olombelona ka hatramin’ny biby.
Malagasy Bible 1865
Dia Ilay namely ny voalohan-terak'i Egypta, Na olona, na biby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no namely ny voalohan-terak’i Ejipta, na olona na biby.
malagasy
Dia Ilay namely ny voalohan-terak'i Egypta, Na olona, na biby.