Psalms 135:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandefa famantarana sy fahagagana teo aminao Izy, ry Ejipta ô; eny, tamin’i Farao sy ny mpanompony rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naneho famantarana amam-pahagagana Izy, teo afovoanao, ry Ejipta, namelezany an’i Faraôna sy ny mpanompony rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Famantarana sy zava-mahagaga no nalefany teo anivonao, ry Ejipta, mba hanafaizana ny Farao sy ireo mpanompony rehetra.
Malagasy Bible 1865
Nanatitra famantarana sy fahagagana teo aminao Izy, ry Egypta ô, Eny, tamin'i Farao sy ny mpanompony rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandefa famantarana sy fahagagana teo aminao Izy, ry Ejipta ô; eny, tamin’i Farao sy ny mpanompony rehetra,
malagasy
Nanatitra famantarana sy fahagagana teo aminao Izy, ry Egypta ô, Eny, tamin'i Farao sy ny mpanompony rehetra,