Psalms 136:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miderà NY TOMPO fa tsara Izy; fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manomeza voninahitra an’i Iaveh, fa tsara Izy, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miderà ny TOMPO ianareo fa tsara Izy; –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy; Fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miderà NY TOMPO fa tsara Izy; fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
[Fankalazana an'Andriamanitra noho ny nanaovany izao rehetra izao sy ny nanavotany ny olony] Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy; Fa mandrakizay ny famindram-pony.