Psalms 136:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay namely ny voalohan-terak’i Ejipta, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay namely ny Ejiptianina tamin’ny voalohan-terany, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no namely ny lahimatoan’ny Ejiptianina –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Izay namely ny voalohan-terak'i Egypta, (Fa mandrakizay ny famindram-pony)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay namely ny voalohan-terak’i Ejipta, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
Izay namely ny voalohan-terak'i Egypta, (Fa mandrakizay ny famindram-pony)