Psalms 136:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ka nitondra ny Israely nivoaka avy teo aminy, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitondra an’i Israely hivoaka avy teo aminy, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy namoaka ny Israelita hiala tao Ejipta –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Ka nitondra ny Isiraely nivoaka avy teo aminy (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ka nitondra ny Israely nivoaka avy teo aminy, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
Ka nitondra ny Isiraely nivoaka avy teo aminy (Fa mandrakizay ny famindram-pony),