Psalms 136:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny tanana mahery sy ny sandry nitsotra, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny tanana mahery sy tamin’ny sandry nahinjitra, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tamin’ny fiarovana mahery sy fahefana lehibe; –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny tanana mahery sy ny sandry nahinjitra (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny tanana mahery sy ny sandry nitsotra, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
Tamin'ny tanana mahery sy ny sandry nahinjitra (Fa mandrakizay ny famindram-pony),