Psalms 136:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ka nampandeha ny Israely namakivaky teo afovoany, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitondra an’i Israely namaky teo afovoany, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nampandalo ny Israelita teo anivony, –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Ka nampandeha ny Isiraely namaky teo afovoany (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ka nampandeha ny Israely namakivaky teo afovoany, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
Ka nampandeha ny Isiraely namaky teo afovoany (Fa mandrakizay ny famindram-pony),