Psalms 136:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nanary an’i Farao sy ny miaramilany tao anatin’ny Ranomasina Mena, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary namarina an’i Faraôna sy ny tafiny tao amin’ny Ranomasina Mena, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa nanipy ny Farao sy ny tafiny tao; –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Fa nanary an'i Farao sy ny miaramilany tao anatin'ny Ranomasina Mena (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nanary an’i Farao sy ny miaramilany tao anatin’ny Ranomasina Mena, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
Fa nanary an'i Farao sy ny miaramilany tao anatin'ny Ranomasina Mena (Fa mandrakizay ny famindram-pony),