Psalms 136:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay nitondra ny olony nitety ny tany efitra, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay nitondra ny vahoakany tany an’efitra, fa mandrakizay ny famindram-pony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no nampizotra ny vahoakany tany an-taniefitra –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Izay nitondra ny olony nitety ny efitra (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay nitondra ny olony nitety ny tany efitra, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
Izay nitondra ny olony nitety ny efitra (Fa mandrakizay ny famindram-pony),