Psalms 136:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ka nahafaty mpanjaka malaza, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nahafaty mpanjaka mahery, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nahafaty mpanjaka mahery, –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Ka nahafaty mpanjaka malaza (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ka nahafaty mpanjaka malaza, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
Ka nahafaty mpanjaka malaza (Fa mandrakizay ny famindram-pony),