Psalms 136:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Sehôna mpanjakan’ny Amôreana, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia i Sihôna mpanjakan’ny Amôrita, –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Dia Sihona, mpanjakan'ny Amorita (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
Dia Sihona, mpanjakan'ny Amorita (Fa mandrakizay ny famindram-pony),