Psalms 136:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miderà an’Andriamanitry ny andriamanitra rehetra, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manomeza voninahitra ny Andriamanitry ny andriamanitra, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
miderà an’ilay Andriamanitry ny andriamanitra; –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Midera an'Andriamanitra Avo Indrindra; Fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miderà an’Andriamanitry ny andriamanitra rehetra, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
Midera an'Andriamanitra Avo Indrindra; Fa mandrakizay ny famindram-pony.[Heb. Andriamanitry ny andriamanitra]