Psalms 136:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sy i Oga, mpanjakan’i Basana, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sy i Oga mpanjakan’i Basàna, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy i Hôga mpanjakan’i Basàna, –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Sy Oga, mpanjakan'i Basana (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sy i Oga, mpanjakan’i Basana, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
Sy Oga, mpanjakan'i Basana (Fa mandrakizay ny famindram-pony),