Psalms 136:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nomeny ho lova ny taniny, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay nanome ny tanin’ireny, ho lova, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanome ny tanin’ireny ho lova, –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Ary ny taniny nomeny ho lova (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nomeny ho lova ny taniny, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
Ary ny taniny nomeny ho lova (Fa mandrakizay ny famindram-pony),