Psalms 136:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho lovan’ny Israely mpanompony, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho lovan’i Israely mpanompony, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ho lovan’ny vahoaka Israely mpanompony; –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Dia ho lovan'ny Isiraely mpanompony (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho lovan’ny Israely mpanompony, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
Dia ho lovan'ny Isiraely mpanompony (Fa mandrakizay ny famindram-pony),