Psalms 136:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay nahatsiaro antsika fony isika nohambaniana, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mahatsiaro antsika, nony voaetry isika, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no nahatsiaro antsika fony isika nijaly –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Izay nahatsiaro antsika fony isika ambany toetra (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay nahatsiaro antsika fony isika nohambaniana, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
Izay nahatsiaro antsika fony isika ambany toetra (Fa mandrakizay ny famindram-pony),