Psalms 136:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ka naneho hery namonjy antsika ho afaka tamin’ny fahavalontsika, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nanafaka antsika tamin’ny mpampahory antsika, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy nisarika antsika ho afaka amin’ny mpampahory –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Ka naneho hery namonjy antsika ho afaka tamin'ny fahavalontsika (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ka naneho hery namonjy antsika ho afaka tamin’ny fahavalontsika, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
Ka naneho hery namonjy antsika ho afaka tamin'ny fahavalontsika (Fa mandrakizay ny famindram-pony),