Psalms 136:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay manome hanina ny nofo rehetra, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay manome hanina ny velona rehetra, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary manome sakafo ny manana aina rehetra; –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Izay manome hanina ny nofo rehetra (Fa mandrakizay ny famindram-pony);
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay manome hanina ny nofo rehetra, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
Izay manome hanina ny nofo rehetra (Fa mandrakizay ny famindram-pony);Miderà an'Andriamanitry ny lanitra; Fa mandrakizay ny famindram-pony.