Psalms 136:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miderà an’Andriamanitry ny lanitra, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manomeza voninahitra ny Andriamanitry ny lanitra, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miderà an’Andriamanitra monina ao an-danitra, –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Miderà an'Andriamanitry ny lanitra; Fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miderà an’Andriamanitry ny lanitra, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
Miderà an'Andriamanitry ny lanitra; Fa mandrakizay ny famindram-pony.