Psalms 136:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy irery no manao fahagagana lehibe, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay hany mahavita fahagagana lehibe, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no hany mpanao zava-mahagaga lehibe –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Izy irery no Mpanao fahagagan-dehibe (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy irery no manao fahagagana lehibe, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
Izy irery no Mpanao fahagagan-dehibe (Fa mandrakizay ny famindram-pony),