Psalms 136:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay nanao ny lanitra tamin’ny fahendrena, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay nanao ny lanitra tamim-pahendrena, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy nanao ny habakabaka tamim-pahendrena –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Izay nanao ny lanitra tamin'ny fahendrena (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay nanao ny lanitra tamin’ny fahendrena, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
Izay nanao ny lanitra tamin'ny fahendrena (Fa mandrakizay ny famindram-pony),