Psalms 136:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay namelatra ny tany ho ambonin’ny rano, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay namelatra ny tany eo ambonin’ny rano, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary namelatra ny tany teo ambonin’ny rano; –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Izay namelatra ny tany ho ambonin'ny rano, (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay namelatra ny tany ho ambonin’ny rano, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
Izay namelatra ny tany ho ambonin'ny rano, (Fa mandrakizay ny famindram-pony),