Psalms 136:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay nanao ireo fanazavana lehibe, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay nanao ireo fahazavana lehibe, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no nanao ireo fanazavana lehibe, –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Izay nanao ireo fanazavana lehibe (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay nanao ireo fanazavana lehibe, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
Izay nanao ireo fanazavana lehibe (Fa mandrakizay ny famindram-pony),