Psalms 136:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ny masoandro ho mpanapaka ny andro, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny masoandro, ho mpanapaka ny andro, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ny masoandro ho mpanapaka ny andro –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Dia ny masoandro ho mpanapaka ny andro (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ny masoandro ho mpanapaka ny andro, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
Dia ny masoandro ho mpanapaka ny andro (Fa mandrakizay ny famindram-pony),