Psalms 136:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny volana sy ny kintana ho mpanapaka ny alina, fa mandrakizay ny famindrampony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny volana aman-kintana, ho mpanapaka ny alina, fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ny volana aman-kintana ho mpanapaka ny alina; –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Ary ny volana sy ny kintana ho mpanapaka ny alina (Fa mandrakizay ny famindram-pony),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny volana sy ny kintana ho mpanapaka ny alina, fa mandrakizay ny famindrampony!
malagasy
Ary ny volana sy ny kintana ho mpanapaka ny alina (Fa mandrakizay ny famindram-pony),