Psalms 137:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa teo dia nangataka anay hihira ny mpamabo anay ary ny mpampahory anay dia nangataka anay hanao fifaliana ka niteny hoe: Manaova hiran’i Ziona eto anatrehanay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa teo izahay dia nangatahin’ireo nitana anay am-pahababoana, hanao hiram-pivavahana sy hira fiderana; nangatahan’ireo mpampahory anay hira fifaliana izahay: Manaova hiran’i Siôna ho anay ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia avy ny mpamabo anay nangata-kira taminay; avy ny mpifaoka anay nitaky antsam-pifaliana hoe: «Mba ihirao amin’ny hiran’i Tsiôna izahay!»
Malagasy Bible 1865
Fa teo dia nangataka anay hihira izay namabo anay; Ary izay nampahory anay nangataka anay hanao fifaliana ka nanao hoe: Manaova hiran'i Ziona eto anatrehanay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa teo dia nangataka anay hihira ny mpamabo anay ary ny mpampahory anay dia nangataka anay hanao fifaliana ka niteny hoe: Manaova hiran’i Ziona eto anatrehanay.
malagasy
Fa teo dia nangataka anay hihira izay namabo anay; Ary izay nampahory anay nangataka anay hanao fifaliana ka nanao hoe: Manaova hiran'i Ziona eto anatrehanay.