Psalms 137:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa ho nataontsika ahoana ny ho fihira ny hiran’NY TOMPO tany an-tany fivahinianana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataonay ahoana no fihira ny hiran’i Iaveh any an-tanin’ny olona hafa firenena?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa dia hataonay ahoana no fihira ny hiran’ny TOMPO atỳ an-tanin’olona atỳ?
Malagasy Bible 1865
Nefa ho nataontsika ahoana no fihira ny fihiran'i Jehovah Tany an-tany nivahiniana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa ho nataontsika ahoana ny ho fihira ny hiran’NY TOMPO tany an-tany fivahinianana?
malagasy
Nefa ho nataontsika ahoana no fihira ny fihiran'i Jehovah Tany an-tany nivahiniana?