Psalms 137:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha manadino anao aho, ry Jerosalema ô, dia aoka ny tanako havanana mba hanadino.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na oviana na oviana raha manadino anao aho, ry Jerosalema, aoka hanadino tsy hahetsika ny tanako ankavanana!...
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha manadino anao aho, ry Jerosalema ô, dia aoka ho tonga malemy ny tanako ankavanana!
Malagasy Bible 1865
Raha manadino anao aho, ry Jerosalema ô, Aoka kosa ny tanako ankavanana mba hanadino.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha manadino anao aho, ry Jerosalema ô, dia aoka ny tanako havanana mba hanadino.
malagasy
Raha manadino anao aho, ry Jerosalema ô, Aoka kosa ny tanako ankavanana mba hanadino.