Psalms 137:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy mahatsiaro anao aho dia aoka ny lelako hiraikitra amin’ny lanilaniko, raha tsy Jerosalema no ataoko ambony indrindra amin’ny fifaliako rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hiraikitra amin’ny lanilaniko ny lelako, raha mitsahatra ny mihevitra anao aho, raha tsy i Jerosalema no ataoko loha laharana amin’ny fifaliako!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy mahatsiaro anao intsony aho, ry Jerosalema ô, raha tsy ianao no ataoko antom-pifaliako ambony indrindra, dia aoka hiraikitra amin’ny lanilaniko ny lelako!
Malagasy Bible 1865
Raha tsy mahatsiaro anao aho, Aoka ny lelako hiraikitra amin'ny lanilaniko, Raha tsy Jerosalema no ataoko ambony indrindra amin'ny fifaliako rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy mahatsiaro anao aho dia aoka ny lelako hiraikitra amin’ny lanilaniko, raha tsy Jerosalema no ataoko ambony indrindra amin’ny fifaliako rehetra.
malagasy
Raha tsy mahatsiaro anao aho, Aoka ny lelako hiraikitra amin'ny lanilaniko, Raha tsy Jerosalema no ataoko ambony indrindra amin'ny fifaliako rehetra.