Psalms 137:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, tsarovy amin’ny taranak’i Edoma ny andron’i Jerosalema, dia ireo izay nilaza hoe: Ravao, ravao izy hatramin’ny fanorenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy, ry Iaveh, ireo taranak’i Edôma, fony tamin’ny andron’i Jerosalema, dia hoy ireny: «Ravao! ravao! izy, hatramin’ny fotony!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, tsarovy ny nafitsoky ny Edômita; fa tamin’ny andro nandravana an’i Jerosalema, dia ireo no nandrisika hoe: «Fongory io tanàna io, eny, fongory hatramin’ny fanorenany!»
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, tsarovy amin'ny taranak'i Edoma Ny andron'i Jerosalema, Dia ireo izay nanao hoe: Ravao, ravao izy Hatramin'ny fanorenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, tsarovy amin’ny taranak’i Edoma ny andron’i Jerosalema, dia ireo izay nilaza hoe: Ravao, ravao izy hatramin’ny fanorenany.
malagasy
Jehovah ô, tsarovy amin'ny taranak'i Edoma Ny andron'i Jerosalema, Dia ireo izay nanao hoe: Ravao, ravao izy Hatramin'ny fanorenany.