Psalms 137:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry Babilona zanakavavy izay an-dalana ho rava, sambatra izay mamaly anao araka izay nataonao taminay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zanaka vavin’i Babilôna voatolotra ho amin’ny fandringanana, sambatra izay hamaly anao, araka ny ratsy nataonao taminay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao kosa, ry tanànan’i Babilôna ô, dia efa horavana. Sambatra izay hampanody anao ny nafitsokao anay!
Malagasy Bible 1865
Ry Babylona zanakavavy izay efa resy, Sambatra izay mamaly anao Araka izay nataonao taminay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry Babilona zanakavavy izay an-dalana ho rava, sambatra izay mamaly anao araka izay nataonao taminay.
malagasy
Ry Babylona zanakavavy izay efa resy, Sambatra izay mamaly anao Araka izay nataonao taminay.[Na: ho resy]Sambatra izay maka ny zanakao madinika ka manjera azy ho torotoro, Amin'ny harambato.