Psalms 137:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra izay maka ny zanakao madinika ka manjera azy ho torotoro amin’ny harambato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra izay hisambotra sy hanorotoro, ny zanakao madinika amin’ny vato!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra izay hanainga ny zanakao madinika ka hanorotoro azy eo ambonin’ny vatolampy!
Malagasy Bible 1865
Sambatra izay maka ny zanakao madinika ka manjera azy ho torotoro, Amin'ny harambato.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra izay maka ny zanakao madinika ka manjera azy ho torotoro amin’ny harambato.
malagasy
Sambatra izay maka ny zanakao madinika ka manjera azy ho torotoro, Amin'ny harambato.