Psalms 138:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Midera Anao amin’ny foko manontolo aho; eo anatrehan’ireo andriamanitra no ankalazako Anao amin’ny hira.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataon’i Davida. Sitrako ny midera Anao amin’ny foko rehetra, sy hihira ho Anao amin’ny harpa eo anatrehan’ireo andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataon’i Davida. Tompo ô, midera Anao amin’ny foko manontolo aho sady mankalaza Anao eo anatrehan’ireo anjely;
Malagasy Bible 1865
Nataon'i Davida. Hidera Anao amin'ny foko rehetra aho; Eo anatrehan'ireo andriamanitra no hankalazako Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Midera Anao amin’ny foko manontolo aho; eo anatrehan’ireo andriamanitra no ankalazako Anao amin’ny hira.
malagasy
[Fiderana an'Andriamanitra noho ny famindram-pony sy ny fahamarinany, izay mbola heken'ny mpanjaka rehetra] Nataon'i Davida. Hidera Anao amin'ny foko rehetra aho; Eo anatrehan'ireo andriamanitra no hankalazako Anao.