Psalms 138:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, hidera Anao ny mpanjaka rehetra amin’ny tany fa handre ny tenin’ny vavanao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hidera Anao, ry Iaveh, ny mpanjaka rehetra amin’ny tany, rehefa mandre ny teny tò naloaky ny vavanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, hidera Anao avokoa ny mpanjakan’ny tany, rehefa handre ny fampanantenana voalazanao.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, hidera Anao ny mpanjaka rehetra amin'ny tany, Fa handre ny tenin'ny vavanao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, hidera Anao ny mpanjaka rehetra amin’ny tany fa handre ny tenin’ny vavanao izy.
malagasy
Jehovah ô, hidera Anao ny mpanjaka rehetra amin'ny tany, Fa handre ny tenin'ny vavanao izy.