Psalms 138:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, hihira ny amin’ny lalan’NY TOMPO izy, fa lehibe ny voninahitry NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hankalaza ny lalan’i Iaveh izy ireo, fa lehibe ny voninahitr’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hihira ny amin’ny sori-dàlanao izy ireo hanao hoe: «Eny, lehibe ny voninahitry ny TOMPO!
Malagasy Bible 1865
Eny hihira ny amin'ny lalan'i Jehovah izy; Fa lehibe ny voninahitr'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, hihira ny amin’ny lalan’NY TOMPO izy, fa lehibe ny voninahitry NY TOMPO.
malagasy
Eny hihira ny amin'ny lalan'i Jehovah izy; Fa lehibe ny voninahitr'i Jehovah.