Psalms 138:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa na dia avo aza NY TOMPO dia mijery ny manetry tena ary ny mpiavonavona dia fantany eny lavitra eny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa avo i Iaveh ka mijery ny iva toetra, ary fantany eny lavitra eny, ny mpiavonavona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa na dia avo toerana aza IZY, dia mijery ny manetry tena; saingy ny mpiavonavona kosa dia fantany avy eny lavitra eny.»
Malagasy Bible 1865
Fa na dia avo aza Jehovah dia mijery ny ambany toetra, Ary ny mpiavonavona fantany eny lavitra eny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa na dia avo aza NY TOMPO dia mijery ny manetry tena ary ny mpiavonavona dia fantany eny lavitra eny.
malagasy
Fa na dia avo aza Jehovah dia mijery ny ambany toetra, Ary ny mpiavonavona fantany eny lavitra eny.[Na: Fa avo Jehovah ka]